|
|
|
|

Teny iditra1  mamela trosa
Singan-teny  2  mamela, trosa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#716] remettre une créance
Tovy hevitra  6  mahafoy trosa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10